๐AKORY SHA! ๐โจ๐ TRATRY NY TAONA DAHOLO โ๏ธMirary fahasalamana mandritra ny taona, ho anareo rehetra. Dia manaraka ho azy eo ny ambiny: fahombiazana, fitiavana, fahasambarana. ๐ง๐ถโถ๏ธ @ Alatsinainy ny fotoana @ ilay rakitsary vaovao, ho anareo irery ihany ๐ ๐ฒ๐ฌ #mdj #mozikadagojiaby #nawannatsi #mickaelrand #featuring #malagasy #taonavaovao #rakitsary #vaovao #2020 https://www.instagram.com/p/B61MGPql8gk/?igshid=w5kxdvyx3v7b












